|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tombam-boroka |
| Singan-teny | 2tombana, 3voroka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Ireo bainga avadika miaraka amin' ny ahitra eo amboniny rehefa miasa tany vao; ataon' ny olona zezika ny tombamboroka.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: fambolena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|