|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tomarotaroka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mandefa taroka vaventy sy betsaka, mandrobona sy vaventy ravina: "Itony aviavy tomarotaroka / Maha-te hipetraka hialokatoka".
4(Ny Avana). [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|