|
|
|
|

Teny iditra1 tomaboha
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vakim-pitaratra madio.
4Vongam-pitaratra kely miloko isan-karazany, misy boribory, misy lavalava, ary ataon' ny ankizivavy solon' olona rehefa milalao manao kindriandriana izy ka ny boribory misolo ny vehivavy, ary ny lavalava misolo ny lehilahy. [1.1]

Fivaditsoratra  5 tamaboho, 6 tomaboha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12