|
|
|
|

Teny iditra1 tolomina
Fototeny  2tolona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Bedaina: Notolomin-dRakoto ilay mpangalatra tratrany.
5Hodidinina amin' ny sandry: Notolomiko ny mitan-kazo nohanihiko. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 mitolona, 11 tolomina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12