|
|
|
|

Teny iditra1 tolom-panafaham-pirenena
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3ady ataon'ny mpiray tanindrazana mba hialana amin'ny vahohon'ny mpanjakazaka an-tanin'olona. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4lutte de libération nationale. [1.13]
Voambolana  5 Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12