|
|
|
|

Teny iditra1 tolokanina
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3fanomezana zava-pihinana vehivavy bevohoka (araka ny finoan' ny Malagasy, rehefa teraka ilay vehivavy bevohoka, dia mety hitovy amin' ilay nanome zava-pihinana azy ny tarehin' ny zaza; koa araksizany, matetika koa ilay zaza dia atao hoe "tolokanin-dRanona"). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12