|
|
|
|

Teny iditra1 tola-kitsiny
Singan-teny  2tolaka, 3hitsy
Sokajin-teny  4 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5Fanalana ny tena amin' ny fiampangana ny hafa, fanalan-tsiny ny tena amin' ny fiampangana ny sasany.
6resy amin' ny hitsiny fa tsy nety nanaraka ny toro hevitry ny hafa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7action de se disculper en accusant quelqu'un.
8vaincu dans son droit pour avoir refusé de justes conseils. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12