|
|
|
|

Teny iditra1 tolaka be ravina
Singan-teny  2tolaka, 3be, 4ravina
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6antsoantson' ny ankizy mba hampanidina ny voangory izay fatorany amin' ny tady ny tongony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7cri par lequel les enfants invitent à voler ou à se reposer sur les feuilles, les hannetons qu'ils ont attachés par une patte. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12