|
|
|
|

Teny iditra1 tokatoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-tononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia mba mifototra amin' ny zavatra iray, nefa kosa mirindra sy manara-paika aoka izany: indraindray koa fitanisana na fitsikerana eritreritra samihafa, fihetseham-po. [Betsimisaraka] [1.1]
Voambolana  4 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  5 kotakota, 6 takotako, 7 tokatoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07