|
|
|
|

Teny iditra1 tokantrano tsy ahahaka
Singan-teny  2tokana, 3trano, 4tsy, 5ahahaka
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7tsy tokony haely ho fantatry ny any ivelany ny fahoriana amam-pahasahiranana ao an-tokantrano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8the state of one's household should not be divulged.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11