|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tokan-taolana
Singan-teny  2tokana, 3taolana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5taolana iray ihany fa tsy mba roa ny hatotanany; enti-milaza hatanjahana sy hery. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 tokan-taolana
Singan-teny  7tokana, 8taolana
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny frantsay  10Nom des fruits à noyaux ; par opposition aux fruits à pépins ; voir taolana. [1.196]
Voambolana  11 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12