|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tohaina
Fototeny  2toha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Sakanana: Tohay tsy hiditra ireo olona ireo fa mbola tsy vita ny fiomanantsika.
5Toherina: Tsy azo tohaina ny rano mahery. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be prevented, to be resisted. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on empêche, à qui on résiste. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 tohaina
Fototeny  13toha
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  15Tadiavina (haza, remby). [1.1]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :
19 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  20 anatohy, 21 atohina, 22 atonahy, 23 hotaina, 24 ihantao, 25 ihotana, 26 itohana, 27 tahoina, 28 tohaina, 29 tohiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12