|
|
|
|

Teny iditra1 tofirina
Fototeny  2tifitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihasimban' ny teny hoe: tifirina (tifitra).
5Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika...
6na izay rehetra mety hahavoa): Notofiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara.
7Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny. [1.1]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 fionitra, 13 itrifano, 14 tofirina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12