|
|
|
|

Teny iditra1 todihina
Fototeny  2todika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza zavatra na olona eo anindrana na any aoriana izay jerena ka anodinana ny loha; herehina: Todiho Rakoto ao an-damosinao ~ Todihina ny lasa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be looked at by turning. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on regarde en se retournant. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 hodi-tany, 13 todihina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02