|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 todiana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Voronkely misy fotsy eo amin' ny feny sy eo ambony kibony.
[Tsimihety]
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haibiby: vorona |
| Teny iditra (2/2) | 5 todiana |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Omby mitovy volo amin' ny todiana.
[Tsimihety]
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|