|
|
|
|

Teny iditra1 tobatobaina
Fototeny  2tobatoba
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Hetsiketsehina, kobanina, kotabaina: Nahoana no tobatobain' ialahy ny rano sotroiko?.
5Lanilanina foana: Aza tobatobaina ny vary, rankizy, fa sarotra ny taona. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 itobatobàna, 12 tobatobaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02