|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 toaky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antefasy] tokelaka, hehy
[1.78] 4 [Masikoro] farahehy sy horaka miharo fanesoana (ataon'ny vehivavy maromaro) [2.606#153] |
| Fivaditsoratra | 5 akoty, 6 atoky, 7 kitoa, 8 otaky, 9 otika, 10 taiko, 11 takio, 12 taoky, toaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|