|
|
|
|

Teny iditra1 tionelina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay tunnel] Lavaka noloahana anaty tendrombohitra mba hampitohy toerana roa toy izay hiolaka hanodidina. [1.1]

Fivaditsoratra  4 tionelina, 5 tôlienina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12