|
|
|
|

Teny iditra1 tinombana
Fototeny  2tombana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Voatombana, notombanana, novinavinaina ny tokom-bidiny: Notinombana ny vidin' ilay tanimbary ka hay tsy takatry ny vola. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5évalué. [1.3#718]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voatombana

Fivaditsoratra  10 mibontana, 11 tinombana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12