|
|
|
|

Teny iditra1 tinevy
Fototeny  2tevy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voasa (enti-milaza tany vao), notevezina: Ala vao notinevy ity.
5Lanilanina befahatany: Notineviny tamin' ny hadalana ny volany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6défriché.
7dépensé follement. [1.3#701]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Tovy hevitra  11voatevy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12