|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tinety |
| Fototeny | 2tety |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Voatety, notetezina, naleha na nodiavina novakivakina hatraiza hatraiza: Notinetiko iny vodivona rehetra iny fa tsy hitako ilay ondry very.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Qu’on a parcouru, sur quoi on a passé, qu’on a énuméré.
[1.3#699] |
| Ohatra |
6 indray mandeha koa, mpanary tinety anankiray no nanjera tsy nahy ka nandraraka ilay entana nentiny;
[2.472#221]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10voatety |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|