|
|
|
|

Teny iditra1 tinampona
Fototeny  2tampona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voajery, jerena avy eny ambony: Notinampony ny lohasaha manodidina ka variana izy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Regardé d’en haut, touché, attaqué, frappé au sommet. [1.3#664]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voatampona

Fivaditsoratra  10 ampontany, 11 mpanotina, 12 mpiontana, 13 tinampona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12