|
|
|
|

Teny iditra1 tinahy
Fototeny  2tahy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Voatahy, tahina, ambinina, ampiana: Notinahin' ny Razana izy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 hitañy, hitany, ... hita ny ..., 9 tahiny, 10 tihina, 11 tinahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05