|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tinady
Fototeny  2tady
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4cordé, attaché avec une corde. [1.3#639]
Tovy hevitra  5voatady

Teny iditra (2/2)6 tinady
Fototeny  7tady
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny anglisy  9passive with infix.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10demande. [1.13]
Ohatra  11 na tafahoatra ny tinady mitaha amin' ny tolotry ny fananana sy servisy (sondrobidim-piainana ateraky ny tinady. [4.27#2008/09/12]
Kamban-teny rehetra  12lalanan' ny tolotra sy ny tinady

Fivaditsoratra  13 ditañy, 14 ditina, 15 tadiny, tadiñy, 16 tinady

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05