|
|
|
|

Teny iditra1 tilikambo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ilany avo milangalanga amin' ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin' ny fiangonana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a tower. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5tour, tour de garde. [1.8]
Ohatra  6 Somary an-kavoana ny fiangonana, hany ka na dia lavitra aza dia tazana mitsilotsilo amin' ny lanitra ny tilikambony ary ren' ny manodidina toy ny miteny mihitsy ny lakolosiny. [2.470]
Kamban-teny rehetra  7trano tilikambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08