|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tezaina
Fototeny  2teza
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny basy atao mahitsy tsara ka hitifirana, ny volobeny tsy aankina amin-javatra; asiana na tapahina eo afovoany tsara. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 tezaina
Fototeny  10taiza
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  12Karakaraina sy kolokoloina: Sarotra tezaina koa ity zaza ity. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13to be cared for, to be brought up. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14qu'on nourrit, qu'on élève. [1.8]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
18 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12