|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 teti-dromotra |
| Singan-teny | 2tetika, 3romotra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fifandisoan' ny tetika, ka ny an' ny tena no efa noheverina hahavoa, kanjo ny ankilany indray no naharesy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|