|
|
|
|

Teny iditra1 tetezina
Fototeny  2tety
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny nefa tsy nianjera izy.
5/ Efa noteteziko iny faritany atsimo rehetra iny
.
6Jerena tsirairay, aleha tsirairay: Noteteziny daholo ny havany talohan' ny nandehanany. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11havan-tetezina
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02