|
|
|
|

Teny iditra1 tetezan' olona
Singan-teny  2tetezana, 3olona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5iraka alefa hitondra ny taratasim-panjakana ao amin' ny tanàna iray, ary ny ao kosa indray manatitra azy any amin' ny vohitra hafa, ka toy izany hatrany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6courriers portant les dépêches royales et se succédant sans interruption d'un village à l'autrew. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12