|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tetezam-bato
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3pont en pierre. [0]
Ohatra  4 Ary tsy izany ihany fa nanao asa soa koa izy, toy ny tetezambato teny Tanjombato, ny tetezana teny Ambaniala sy teny Ampitantafika, mba hanala fahasahiranana ny olona. [2.508#526]

Teny iditra (2/3)5 tetezambato
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny frantsay  7(dialecte ?) (de tetezana : pont, passerelle ; et vato : pierre ; plante introduite devenue très envahissante ; elle bouche souvent les canaux entre les pierres).
8Eichhornia crassipes (Mart.) Solms (Pontederiaceae).
9Nom relevé par Decary.
10Introduite comme plante décorative sous le nom de Jacinthe d'eau ou d'Orchidée d'eau par les Français.
11Devenue rapidement envahissante.
12C'est un exemple du danger qu'il peut y avoir à introduire sans précaution certaines espèces végétales.. [1.196]
Voambolana  13 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)14 Tetezambato
Singan-teny  15vato
Sokajin-teny  16 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  17 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  18 Tetezambato, tetezam-bato, tetezambato

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03