|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 testamenta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan' i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Koa ny hevitry ny teny hoe «testamenta » ao amin' ny Baiboly dia « Fanekena ».
[1.38]
|
| Voambolana | 5 Soratra Masina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|