|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 terilatsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Rindrin-trano natao tamin' ny volo na zozoro izay nasiana sakany manapaka eny an-tenatenany mba hamatorana sy hampiraisana ny volo na ny zozoro milahatra mitsangana.
4Ny trano misy rindrina tahaka izany. [1.1] |
| Ohatra |
5 Ny trano nandimby io dia ny terilatsy.
[1.437#]
6 Trano-kazo sy terilatsy avokoa no teto an-tampon-tanàna, ary vitsy dia vitsy amin' ireny; [2.649#] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: fanorenana |
| Kamban-teny rehetra | 8trano terilatsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|