|
|
|
|

Teny iditra1 teôria
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3hevitra aorin'ny saina, mampikambana lalàna maromaro amin'ny fotokevitra iaingana iray, izay ahazoana manatsoaka azy ara-lôjika. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4théorie. [1.13]
Voambolana  5 Filôzôfia

Fivaditsoratra  6 ietrao, 7 teôria

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12