|
|
|
|

Teny iditra1 teolojia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay théologie] Sampam-pahalalana ianarana momba ny fivavahana sy izay mikasika an' Andriamanitra, ny foto-pampianaran' ny antokom-pinoana samihafa. [1.1]
Voambolana  4 Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07