|
|
|
|

Teny iditra1 teny ratsy
Singan-teny  2teny, 3ratsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ompa sy ozona na fanevatevana olona noho ny hasosorana na fankahalana, teny vetaveta tsy mendrika lazaina eny imasom-bahoaka. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12