|
|
|
|

Teny iditra1 tenim-piontanana
Singan-teny  2teny, 3fiontanana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5(Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy). [1.1]
6ny antsoina amin'izany dia ireo teny milaza fihetseham-po eo amin'ny resaka na soratra.
7Maro karazana izy ireo:ao ny milaza fahatairana miharo hetezerana: adray...; fataraina miharo hagagana: endrey...; alahelo: indrisy; fandatsana: akaito...; fahitana zavatra mahafatifaty: ntrô....
8Ao aorian'ny tenim-piontanana, dia asiana tsoraka (!) mandrakariva, izay averina indray ery amin'ny faran'ny fehezanteny: indrisy! be fahavalo ny tsara!. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9interjection. [1.5]
Voambolana  10 Haiteny
Tsanganana sy sary iray takila  11 Ny tenim-piontanana rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12