|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tenaina |
| Fototeny | 2tena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(akanjo) Anaovana na entina andavanandro fa tsy mba avalona: Nahoana no tenainao iny akanjonao sarobidy iny?.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be worn daily.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on porte habituellement.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 etanina, 13 itenana, 14 Netania, 15 tenaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|