|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tempoly |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina ny iray ary poblikanina ny anankiray.
4Trano fiangonan' ny Protestà, mifanohitra amin' ny eglizy, ilazana ny trano fiangonan' ny Katolika. [1.1] |
| Voambolana | 5 Fivavahana |
| Fivaditsoratra | 6 mpitelo, 7 tempoly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|