|
|
|
|

Teny iditra1 teheny
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitombotombohana, fitorohana amim-pahasahiana toa dia marina erỳ, nefa don-tandroka fotsiny ihany.. [1.1]
Kamban-teny rehetra  4manao teheny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08