|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tehefana |
| Fototeny | 2tehika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Takarina (na ambony toerana loatra izany na ambany toerana loatra): Iva loatra ny karetsak' ilay varavarana mankany amin' ny lava-bary ka tsy azoko tehefana.
5Tendrena, kasihina na hanina kely: Maika be izy ka notehefany fotainy ny vary. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|