|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tefy be mivaona |
| Singan-teny | 2tefy, 3be, 4mivaona |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6taozavatra maro vita ara-tefy somaradimbana sy be angesongeso; enti-milaza koa fitsarana tsy marina, na firaisan-tetika ahitana olona maro voaringodringotra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Fabrique où beaucoup d’ouvrages sont faits de travers.
8Figuré: injustice dans les jugements ; crime d’état, complot, affaire où beaucoup sont compromis. [1.3#691] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|