| Fanazavàna teny malagasy |
3aretina avy amin' ny mikraoby iray manokana izay atao hoe basilin' i Eberth, avy amin' ny sakafo, ary miditra any amin' ny tsinay, ka ny famantarana azy dia tazo tsy mety miafana sy fivalanana matetitetika; raha tsy voatsabo dia miafara amin' ny fahaloahan' ny tsinay ny tefoedra.
[1.1]
4anarana omena ny aretina vokatry ny fidiran'ny mikrôby ao amin'ny tenan'ny olombelona.
[1.13]
5Jereo "Tazo tefoedra" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 188].
[5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
|