|
|
|
|

Teny iditra1 tefitra
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Maimaika erý hanao, salehotra; misalovana ny tsy raharahan' ny tena.
4Be ebo, be hambo, kevokevoka mitady doka; kitokitoka raha miteny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5wishing for praise. [1.2]
6polluted, profaned. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7prétentieux qui cherche la louange, qui fait ce qui ne convient pas à son sexe. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02