|
|
|
|

Teny iditra1 tefahina
Fototeny  2tefaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana tefaka na tehamaina, kapohina: Nahoana no tefahinao ny zanako.
5Asiana teny maharary. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 tefahina, 11 tehafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12