|
|
|
|

Teny iditra1 teatira
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fampisehoana an-tsehatra tantara mampangitakitaka na mampahonena na mampihomehy, izay velomin' olona hita mihetsika sy miresaka toy ny amin' ny fiainana andavanandro izao: Mijery teatira. [1.1]
Voambolana  4 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  5 teatira, 6 tera-tay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12