|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tazonina |
| Fototeny | 2tazona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Gejaina, fihinina tsy hihetsiketsika: Tazony mafy ny tady.
5Tanana tsy hilefa, tsy avala handeha na hiala: Notazonin' ny polisy indray alina ilay nahina ho mpangalatra. 6Tazony ao an-tsainao izany anatra izany. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 antozina, 13 tazonina, 14 tinazona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|