|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tay manala sasatra |
| Singan-teny | 2tay, 3manala, 4sasatra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6ilazana ny olona kamo ka manararaotra ny fandehanana mivalana any an-tranokely mba hakana aina, olona mijanona ela loatra ao an-tranokely rehefa mivalana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|