|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tavony
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fonon' ny zaza raha mbola ao an-kibon-dreniny, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe ahitrana zandrin-jaza.
4(Tsy maintsy alàna tsara tsy misy hamelana ny tavony na ahitra rehefa avy miteraka, fa raha tsy izany mety hankarary; araka ny fomban' ny foko sasany dia alevina any anaty tany ny tavony; avy amin' ireo toetra amam-pomba mikasika ny tavony ireo no nahatonga ny fombam-piteny toy ny hoe: Mandihy tsy afa-tavony: mifaly ambony ihany nefa mbola misy loza mananontanona; ny tany nahalatsahan' ny tavony: enti-milaza ny toerana nahaterahana). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the afterbirth. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6placenta. [1.8, 1.13]
Voambolana  7 Haiaina
Mpanahaka  8 ahitra, 9 plasenta, 10 zandrinjaza
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)12 tavony
Fototeny  13tavona
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tavonana [Fitanisana]
Ohatra  15 tavony ny menaka ny mivonto [1.1]

Fivaditsoratra  16 Tanivo, 17 tavony, 18 tôvany, 19 tovina, 20 vatony

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02