|
|
|
|

Teny iditra1 tavoa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anarana nilazan' ny Ntaolo ny zavatra voamboatra ho boribory lavalava (niavian' ny hoe: tavoahangy, tavoara).. [1.1]
Mpanahaka  4 tavoajerijery

Fivaditsoratra  5 atavo, 6 atova, 7 avota, 8 taova, 9 tavoa, 10 vatoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02