|
|
|
|

Teny iditra1 tavela
Fototeny  2vela
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4something left over. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5le reste; reliquat. [1.8]
6(toute l'île) (de vela : action de délaisser, d'abandonner, d'oublier).
7Glanures : produits de cultures abandonnées sur le terrain lors de la récolte et que les gens pauvres ou les enfants viennent glaner.. [1.196]
Ohatra  8 Nahita izany ireo namany tavela teo dia mba nanao toa azy koa. [2.472]
Kamban-teny rehetra  9sisa tavela
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 taleva, 12 tavela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02